Ny Zava-Miafin’ny Fihitarana
Ity teny fampanantenana ao amin'ny Joba 8:7 ity hoe: " Kely indrindra ny fiandohanao fa lehibe ny fiafaranao" dia maneho antsika fa ao anaty vina an'Andriamanitra ny fitomboana sy fihitaran'ny fiainanao. Tena fitahiana ny fahafahana miditra ao amin'ny tsiambaratelo izay hitondra antsika amin'ny fihitarana! Ireo zava-miafin'ny fihitarana maro be sokafin'ny mpanoratra, Dag Heward-Mills, dia mianatra isika fa ny fihitarana dia amin'ny fangirifiriana, sy ady mifanesy ary fandresena sy fanekena ny lova avy amin'Andriamanitra no ahatongavan'izany fihitarana izany. Mianatra ihany koa isika fa afaka ny mihitatra ianao rehefa mampiasa ny tsiambaratelon'ny fihitaran'ny fisaintsainana, boky, ary fahendrena. Ny fihitarana koa dia afaky ny ho tonga aminao amin'ny sorona sy ny herin'ny tontolon'ny fahagagana. Diniho lalina ireo tsiambaratelo voatanisa ato amin'ity boky ity dia aoka hahita tombotsoa betsaka amin'ny fahamarinana mahagaga voasoratra ao ianao.
GTIN 9798896062769
MPN
15.49